|
|
|
|

Entrée1  soa mahafiadana
Mots élémentaires  2  soa, 3  mahafiadana
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [1.1]
Exemples  6  ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko! [2.436]
Synonymes  7  soa mampiadana

Mis à jour le 2025/09/12